| Teny iditra | antsivy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | ana, sivy | |
| Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany [1.1] | ||
| A word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | An-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona
[1.437] | |
| Mpanahaka | fanorona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/05 |
|