| Teny iditra | arivomiaina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | arivo, miaina | |
| Tsy hita isa, tsy tambo isaina [1.1] | ||
| Tovy hevitra | an' arivo ~ arivoarivo | |
| Mpanahaka | alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |
|