|
|
|
|

Teny iditra asaha
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka] Ompa [1.78]
 Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany
Mitovy hevitra: fanasahana ~ fanompana ~ fanozonana ~ fisahatoana ~ fisarikoana ~ ompa ~ ozona ~ sahato ~ sariko [1.1]
 Swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato. [1.2]
 Imprécations, malédictions [1.3]
Ohatra Ny asaha am-balahana, dia mikasika filahiana avokoa [2.245]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08