| Teny iditra | ompa | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ozona, faniriana ratsy ho an' olona Teny ratsy atao amin' olona [1.1] | |||||
| Opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [1.2] | |||||
| Abusive or foul language [1.7] | |||||
| Mot grossier, propos orduriers ; malédiction [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tovy hevitra | ozona | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |
|