| Teny iditra | manasaha (asaha) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Sihanaka] manompa [1.78] | |||||||
| Manompa [1.1] | |||||||
| Imp and rel not used. To swear, to curse, to abuse. [1.2] | |||||||
| Maudire, faire des imprécations [1.3] | |||||||
| Ohatra | Midododo manatona kosa ny Foko lohateny, tonga manasaha ny mpandihy izy rehetra
[2.245] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | manasaha (sasaka) | ||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|