|
|
|
|

Teny iditra asosony (sosona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asosona [Fitanisana]

Teny iditra asosony (sosona)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe asosona
Ohatra Fongoran' ny Tompo ny fakan' ny firenena, ka ny manetry tena no asosony hisolo azy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17