|
|
|
|

Teny iditra atmosfera
Sokajin-teny anarana
 Rivotra sy gazy manodidina ny tany [1.1]
 Faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [1.13]
 Atmosphère [1.13]
Ohatra 
1Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499]
2ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: atmosphère.
Mpanahaka  aera ~ rivotra

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/06