| Teny iditra | aera | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1] | ||
| Air [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny.
[2.324] | |
| Mpanahaka | atmosfera ~ rivotra | |
| Teny iditra | Aera | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Aera, Ara: [2.996] | ||
| Arah [2.996] | ||
| Arah [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | Ara | |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/01/19 |
|