|
|
|
|

Teny iditra atody miady amam-bato
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny atody, miady, amana, vato
Ohatra 
1Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470]
2Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15