| Teny iditra | miady (ady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifamely amin' ny basy aman-defona:
Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ [1.1] | |||||||||
| To fight, make war [1.2, 1.7] | |||||||||
| To quarrel, to contend in words or deeds. [1.2] | |||||||||
| To fit closely together, to correspond exactly [1.7] | |||||||||
| Se battre, être en guerre, faire la guerre [1.3, 1.8] | |||||||||
| être en procès, se disputer être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type [1.3] | |||||||||
| être bien ajusté; correspondre [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |
|