| Teny iditra |
-bala
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vala
|
|
| Teny iditra |
bala
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1]
|
| | A bullet [1.2, 1.7]
|
| | A ball [1.2]
|
| | A cartridge [1.7]
|
| | Balle [1.3, 1.8]
|
| | Boulet [1.3]
|
| | Obus ; cartouche [1.8]
|
| Voambolana |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: balle.
|
|
| Teny iditra |
bala
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Provincial]
Poles, etc., used in carrying heavy burdens [1.2]
|
|
| Teny iditra |
balà
(bala)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana
|
|
| Teny iditra |
Bala
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Bala [2.996]
|
| | Baal [2.996]
|
| | Baala [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|