|
|
|
|

Teny iditra baomba
Sokajin-teny anarana
 Jereo bomba []
Voambolana 
Ohatra 
1Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113]
2Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472]
3Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/16