|
|
|
|

Teny iditra bomba
Sokajin-teny anarana
 Mitovy hevitra amin' ny omba [1.1]
  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra bomba
Sokajin-teny anarana
 Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]
 Jereo baomba [1.62]
 [ baomba ] Zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
 A shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
 Bombe [Fr. bombe] [1.3]
Voambolana 
Ohatra Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: bomb. Fanazavàna teny frantsay: bombe.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15