|
|
|
|

Teny iditra voabeda (beda)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Seized, grasped, grappled. [1.2]
 Qu'on a saisi [1.3]
Ohatra Vehivavy nitaiza kely sy lahiantitra tsy ho afaka hamindra intsony no nivoaka avy tao amin' ilay tranobongo nodorana, fa nihetsika nanondro azy ireo ny sandrin' ilay tovolahy tsy misy hafa aminy, dia voabeda izy telomianaka. [2.5]
Tovy hevitra bineda

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20