|
|
|
|

Teny iditra -bony
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vony
Ohatra 
1anivony, tatamo mivela-bony soa [1.265]
2Ny Brakta dia ny ravina eo am-pototry ny tahom-bony [1.357]
3ny renitantely mitaom-bony ka mihararetra sy mimonomonona ary mihahohaho hatraiza hatraiza [2.587]

Teny iditra bony
Sokajin-teny anarana
 Jereo abony [1.1]
 Voir abony [1.3]

Teny iditra bony
Sokajin-teny anarana
  taolanina [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/16