| Teny iditra | abony | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony Famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy Fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] | |||
| Fourberie, cajolerie [1.3] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Tovy hevitra | bony | ||
| Tsipelina hafa | abosy ~ ambosy | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/09/18 |
|