|
|
|
|

Teny iditra deka
Sokajin-teny Tsy lazaina
  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra deka
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Sabaka ranjo [1.78]
Tovy hevitra leka

Teny iditra de
Sokajin-teny anarana
 Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra
Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1]
 An aide-de-camp [1.2]
 Aide-de-camp [1.3]
Ohatra 
1Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270]
2Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: aide-de-camp.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11