| Teny iditra |
deka
|
| Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
| | [1.2]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
deka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Sabaka ranjo [1.78]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
dekà
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1]
|
| | An aide-de-camp [1.2]
|
| | Aide-de-camp [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako.
[2.270]
|
| 2 | Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief.
[2.59]
|
|
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: aide-de-camp.
|
| Tsipelina hafa |
|