| Teny iditra | dia mianotra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | dia, mianotra | |
| manao dia miverina [1.1] | ||
| Going backwards without turning the face. See anotra [1.2] | ||
| Ohatra | dia vao raisiny tànana, dia miala manao diamianotra.
[2.59] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16 |
|