| Teny iditra | didiana (didy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ? Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano [1.1] | |||||||||
| To be cut, to be ordered [1.2] | |||||||||
| To be cut To be commanded [1.7] | |||||||||
| Qu'on coupe à qui on commande [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |
|