|
|
|
|

Teny iditra didiko fe lehibe
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny didy, fe, lehy, be
 Didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao
Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Tovy hevitra didy boraingina ~ didy boraingona ~ teniko fe lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11