| Teny iditra | dika | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Taimoro, Taisaka] Dia [1.78] | |||||||
| Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra [1.1] | |||||||
| [Taisaka] Longueur d'un pas [1.82] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Teny iditra | dika | ||||||
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
| [Taimoro, Taisaka] Dingana [1.78] | |||||||
| [Bara] Lasa [1.78] | |||||||
| See dingina, vikina, vokina [1.2] | |||||||
| Crossed over [1.7] | |||||||
| [Taisaka] Parti, passé [1.82] | |||||||
| Dont on s'est écarté [1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | dingina ~ vikina ~ vokina | ||||||
| Teny iditra | dika | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Sihanaka] Faditra [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|