| Teny iditra | mandika (dika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1] | |||||||||
| To overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle [1.2] | |||||||||
| To go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7] | |||||||||
| Passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandikà (dika) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandika | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|