| Teny iditra | dikaina (dika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga! Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao [1.1] | |||||||||
| To be overstepped, to be translated [1.2] | |||||||||
| To be crossed by something [1.7] | |||||||||
| Dont on s'est écarté [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |
|