|
|
|
|

Teny iditra doladola (dola)
Sokajin-teny anarana
 Fihetsika miangotingoty raha mandeha ka ny loha araidraika ary ny vatana atolilalila miankavia miankavanana. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra dola

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26