|
|
|
|

Teny iditra manadoladola (doladola (dola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiraika, mampirona miankavia miankavanana: Manadoladola loha mandrakariva io zaza io rehefa mandeha [1.1]
 To wag the head as in dancing [1.7]
 Balancer la tête comme en dansant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadoladola
Ny lasa : nanadoladola
Ny hoavy : hanadoladola
Filaza mandidy : manadoladolà

Teny iditra manadoladolà (doladola (dola))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadoladola [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20