|
|
|
|

Teny iditra midoladola (doladola (dola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miraidraika, mirona miankavia miankavanana
Mitovy hevitra: midihindihina ~ mitihintihina ~ mitikintikina [1.1]
 To shake or wag (of the head); to reel [1.7]
 Se balancer, comme la tête en dansant; tituber [1.8]
Ohatra Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midoladola
Ny lasa : nidoladola
Ny hoavy : hidoladola
Filaza mandidy : midoladolà

Teny iditra midoladolà (doladola (dola))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midoladola [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20