|
|
|
|

Teny iditra -dongy
Sokajin-teny endritenin' ny hoe longy
Ohatra Tsipìka aman-dongy no entiny an-tànana; [2.996]

Teny iditra dongy
Sokajin-teny anarana
 Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany!
Ditra [1.1]
 Bouderie, obstination [1.3]
Ohatra Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana [2.69]
Sampanteny 

Teny iditra dongy
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17