| Teny iditra | dorana (dotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampirehetina, asiana amin' ny afo:
Nodoran' ny olona ny tanety Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14 |
|