|
|
|
|

Teny iditra dory
Sokajin-teny anarana
 Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1]
Voambolana 

Teny iditra dory
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Dormir. [1.19]

Teny iditra dory (dotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana dorana [Fitanisana]
Ohatra 
1andeha, dory amin' ny afo izany. [2.996]
2Dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28