| Teny iditra | mandotra | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Tovy hevitra | manditra ~ renimanditra | ||||||||
| Teny iditra | mandotra (dotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1] | |||||||||
| To burn with fire [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny.
[1.437] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10 |
|