|
|
|
|

Teny iditra fahajambana (jamba)
Sokajin-teny anarana
 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
 La cécité, l'aveuglement [1.3]
Voambolana 
Ohatra Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996]
Tovy hevitra hajambana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20