|
|
|
|

Teny iditra hajambana (jamba)
Sokajin-teny anarana
 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
 La cécité, l'aveuglement [1.3]
Voambolana 
Ohatra hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily. [2.996]
Tovy hevitra fahajambana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20