|
|
|
|

Teny iditra mifahana (fahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana tsara ve ny ombintsika? ~ Tsy mbola mifahana ny famantaranandroko, ny basy [1.1]
 Charged, as a gun, etc. [1.2]
 Loaded (of a gun); wound (of a clock) [1.7]
 être chargé (fusil); être remontée (horloge) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifahana
Ny lasa : nifahana
Ny hoavy : hifahana
Filaza mandidy : mifahàna

Teny iditra mifahana (fahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To be opposed to something, and thus, to resist. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifahana
Ny lasa : nifahana
Ny hoavy : hifahana
Filaza mandidy : mifahàna

Teny iditra mifahàna (fahana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifahana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26