| Teny iditra | faharatsiana (ratsy) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1] | |||||
| Mauvais état, mauvaise qualité, laideur Méchanceté, malice, malheur [1.3] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Tovy hevitra | haratsiana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|