|
|
|
|

Teny iditra haratsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
Havetavetana [1.1]
 Evil, wickedness [1.7]
 Méchanceté [1.3, 1.8]
 Malheur [1.3, 1.8]
 Malice [1.3]
 Mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3]
Ohatra 
1Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214]
2Haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519]
Tovy hevitra faharatsiana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14