|
|
|
|

Teny iditra faharisarisana (risarisa (risa))
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 L'indisposition, la maladie [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1fa ny fihinanan-doatra mitarazo faharisarisana [2.996]
2... izay miafara hatramin' ny faharisarisana na fahaverezan' ny fiandrianam-pirenena. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20