|
|
|
|

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
 Neuvième [1.3]
Ohatra dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny anarana
 Neuf brasses [1.3]

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny anarana
 Terme de Sikidy [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra fahasivy
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Fanahy, avelo [1.78]
  [Bara] Lolo, matoatoa [1.78]
  [Betsileo] Avelo, lolo [1.1]
 The ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
Ohatra izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/15