|
|
|
|

Teny iditra fahatezerana (tezitra)
Sokajin-teny anarana
 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao
Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
 Anger [1.7]
 La colère [1.3]
 Colère [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472]
2dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48]
Haiendriteny 
Tsotra : fahatezerana, fahatezerako, fahatezeranao, fahatezerany, fahatezerantsika, fahatezeranay, fahatezeranareo, fahatezeran', fahatezeran-, fahatezeram-, fahatezera-
Tovonana : -pahatezerana, -pahatezerako, -pahatezeranao, -pahatezerany, -pahatezerantsika, -pahatezeranay, -pahatezeranareo, -pahatezeran', -pahatezeran-, -pahatezeram-, -pahatezera-
Tovy hevitra hatezerana
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20