| Teny iditra | hatezerana (tezitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fahatezerana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|