|
|
|
|

Teny iditra fahitsiana (hitsy)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 La droiture, l’équité, la franchise [1.3]
Ohatra 
1Indro anefa tianao mba ho ao anatin' ny fo ny fahitsiana; [2.996]
2Anisan' ny laharam-pahamehana ny fiverenan' ny antokom-pivavahana amin' ny fenitra fahitsiana sy fahamarinana. [4.27]

Teny iditra fahitsiaña
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] fahatsorana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17