|
|
|
|

Teny iditra faingana
Sokajin-teny mpamaritra na tambinteny
 Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1]
 Quick [1.2, 1.7]
 Speedy. See haingana
Quickly, promptly
In haste. See haingana [1.2]
 Prompt [1.7]
 Prompt, qui passe vite [1.3, 1.8]
 Vite, qui va vite
Avec promptitude, promptement [1.3]
Ohatra 
1Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia. [2.332]
2Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy. [2.649]
Haiendriteny 
Tsotra : faingana, faingam-, faingan-
Filaza mandidy : fainna
Tovy hevitra haingana

Teny iditra faingàna (faingana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra faingana [Fitanisana]
 (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1]
 Vite, dépêche-toi [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14