| Teny iditra | falihavanja | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | faly, havanja | |
| Fibitahana sy fandihizana [1.1] | ||
| [ faly havanja ] Playing, skipping, frisking, as young lambs. [1.2] | ||
| Qui bondit, gambade, folâtre [1.3] | ||
| Ohatra | Dia nandeha indray ny ondry ampianahana, ka ny zanak' ondry falihavanja teo aloha;
[2.857] | |
| Tsipelina hafa | faly havanja | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |
|