|
|
|
|

Teny iditra falyhavanja > falihavanja
Sokajin-teny anarana
Singan-teny faly, havanja
 Fibitahana sy fandihizana [1.1]
 [ faly havanja ] Playing, skipping, frisking, as young lambs. [1.2]
 Qui bondit, gambade, folâtre [1.3]
Ohatra Dia nandeha indray ny ondry ampianahana, ka ny zanak' ondry falihavanja teo aloha; [2.857]
Tsipelina hafa