| Teny iditra | faly raviny | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | faly, ravina | |
| Faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika [1.1] | ||
| Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not). [1.2] | ||
| Qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas [1.3, 2.415] | ||
| Tovy hevitra | faly volony | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18 |
|