|
|
|
|

Teny iditra ravina
Sokajin-teny anarana
 Tendron' ny ankabeazan' ny zavamaniry, izay lavalava etiety mitsilotsilo marani-doha ny bikany ary ny atiny malamalama, fa ny vohony maraorao: Kely ravina ny rambiazina
Takela-javatra: Ravin-taratasy [1.1]
 A leaf; a sheet of something [1.7]
 Feuille [1.8]
 (toute l'île) (pris adjectivement, le même mot veut dire : mince). Nom générique des feuilles (d'arbre, de papier, etc.). Expression proverbiale : "Tsy mandray ravindena" (= ne pas se contenter de feuilles fraîches) : être riche, vivre de ses rentes. Les folioles des feuilles Asteraceae sont souvent prises pour de vraies feuilles. Cependant il existe une expression : misampan-dravina pour désigner les plantes à feuilles Asteraceae (de sampana : divisions). Quant à la position des feuilles sur le rameau, on distingue clairement les espèces à feuilles alternes : mifandika ravina (de dika : alternance), des espèces à feuilles opposées : mifanatri-dravina (de mifanatrika : être en face l'une de l'autre), ou à feuilles verticillées mivorivoridravina (de vori-vory : en cercles) [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Tapaka ny voany sady folaka ny raviny [2.69]
2hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472]
3Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Haiendriteny 
Tsotra : ravina, raviko, ravinao, raviny, ravintsika, ravinay, ravinareo, ravin', ravin-, ravim-, ravi-
Tovonana : -dravina, -draviko, -dravinao, -draviny, -dravintsika, -dravinay, -dravinareo, -dravin', -dravin-, -dravim-, -dravi-
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra ravina
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Forme de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), à tronc peu élevé. Forme de jeunesse, plus appréciée pour la préparation du falafa. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ravenala madagascariensis

Teny iditra ravina
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Betsileo] Nom des Arecaceae du genre ravenea (nom donné par Bouché d'après l'orthographe de Hildebrandt), notamment : Ravenea glauca Jum. & H. Perrier, et Ravenea rivularis Jum. & H. Perrier . On emploie leurs grandes feuilles pour les constructions rustiques comme celles de l'espèce précédente. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ravenea glauca, Ravenea rivularis

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30