| Teny iditra | famoniana (vony) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahavakisam-bony [1.1] | ||
| Floraison ; saison des fleurs [1.196] | ||
| Ohatra | Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2019/09/25 |
|