|
|
|
|

Teny iditra fanaboniana (abony)
Sokajin-teny anarana
 Fanolikolena, famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana [1.1]
 La fourberie [1.3]
Mpanahaka  fanabosiana ~ fambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20