|
|
|
|

Teny iditra fanabosiana (abosy)
Sokajin-teny anarana
 Famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby
Mitovy hevitra: famangopangohana ~ fanaboniana ~ fanabontsinana ~ fanangolena ~ fandrisihana ~ fandroboana ~ fanolikolena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20