|
|
|
|

Teny iditra fanasana (asa)
Sokajin-teny anarana
 Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1]
 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika
Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1]
 A feast, a banquet [1.2, 1.7]
 Festin, banquet; invitation [1.8]
Ohatra Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381]
Tovy hevitra fanasam-be
Lahatsoratra 

Teny iditra fanasana (sasa)
Sokajin-teny anarana
 Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1]
 A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2]
 Washing clothes, washing [1.7]
 Action de laver, instrument pour laver, [...] [tohiny 1.5]
 La lessive, action de laver le linge [1.8]
Ohatra Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14